Teny iditra | 1 ala mikitroka |
Singan-teny | 2 ala, mikitroka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] ala matevina ahitana karazan-kazo maro |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a jungle |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] jungle 7 [1.13] forêt épaisse |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny 9 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Tovy hevitra | 10 ala mikirindro |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |